2 Chronicles 9:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nisy sarivongana liona roa amby folo teo an-daniny roa teo amin’ny ambaratonga enina. Tsy nisy nahitana tahaka izany tany amin’ny fanjakana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary liona 12 teo amin’ny ambaratonga enina, dia enina an-daniny avy. Tsy mbola nisy zavatra vita toy izany, tany amin’ny fanjakana hafa rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary sarin-diona enina avy no teo an-daniny roa amin’ny zanatohatra enina. Tsy nisy natao tahaka izany mihitsy tany amin’ny fanjakana hafa rehetra.
Malagasy Bible 1865
ary nisy sarin-diona roa ambin'ny folo teo an-daniny roa teo amin'ny ambaratonga enina. Tsy nisy natao tahaka izany tany amin'ny fanjakana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nisy sarivongana liona roa amby folo teo an-daniny roa teo amin’ny ambaratonga enina. Tsy nisy nahitana tahaka izany tany amin’ny fanjakana rehetra.
malagasy
ary nisy sarin-diona roa ambin'ny folo teo an-daniny roa teo amin'ny ambaratonga enina. Tsy nisy natao tahaka izany tany amin'ny fanjakana rehetra.