2 Chronicles 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary voavalin’i Solomona izy tamin’izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra niafina tamin’i Solomona fa navaliny azy avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voavalin’i Salômôna avokoa ny fanontaniany, fa tsy nisy niafina tamin’ny mpanjaka, ka tsy hainy novaliana na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voavalin’i Salômôna avokoa ny fanontaniana rehetra nataony, ka tsy nisy zavatra niafina tamin’ny mpanjaka ireny fa nanomezany valinteny avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary voavalin'i Solomona izy tamin'izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra niafina tamin'i Solomona, fa nambarany azy avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary voavalin’i Solomona izy tamin’izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra niafina tamin’i Solomona fa navaliny azy avokoa.
malagasy
Ary voavalin'i Solomona izy tamin'izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra niafina tamin'i Solomona, fa nambarany azy avokoa.