2 Chronicles 9:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpanjaka dia nanana sambo mpankany Tarsisy niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama; ary indray mandeha isan-telo taona no tonga ny sambon’i Tarsisy nitondra volamena, volafotsy, ivoara, rajako ary vorombola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria, nanan-tsambo mpankany Tarsisa niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama ny mpanjaka, ka tonga isan-telo taona ny sambon’i Tarsisa nitondra volamena amam-bolafotsy sy ivoara, ary rajako amam-borombola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpanjaka manko dia nanana sambo vaventy izay notarihin’ireo tantsambon’i Hirama; ary indray mandeha isan-telo volana ireo sambo vaventy ireo no tonga mitondra volamena sy volafotsy amana ivoara ary koa rajako sy vorombola.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanjaka nanana sambo mpankany Tarsisy niaraka tamin'ny mpanompon'i Hirama; ary indray mandeha isan-telo taona no nihavian'ny sambon'i Tarsisy nitondra volamena sy volafotsy sy ivory sy rajako ary vorombola.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mpanjaka dia nanana sambo mpankany Tarsisy niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama; ary indray mandeha isan-telo taona no tonga ny sambon’i Tarsisy nitondra volamena, volafotsy, ivoara, rajako ary vorombola.
malagasy
Fa ny mpanjaka nanana sambo mpankany Tarsisy niaraka tamin'ny mpanompon'i Hirama; ary indray mandeha isan-telo taona no nihavian'ny sambon'i Tarsisy nitondra volamena sy volafotsy sy ivory sy rajako ary vorombola.[pavo]