2 Chronicles 9:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Solomona mpanjaka dia nanankarena sady hendry indrindra noho ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ambony noho ny mpanjakan’ny tany rehetra i Salômôna amin’ny harena amam-pahendrena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salômôna mpanjaka dia nihoatra noho ny mpanjaka hafa rehetra tambonin’ny tany tamin’ny harena sy ny fahendrena.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona mpanjaka dia nanan-karena sady hendry indrindra noho ny mpanjaka rehetra ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Solomona mpanjaka dia nanankarena sady hendry indrindra noho ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany.
malagasy
Ary Solomona mpanjaka dia nanan-karena sady hendry indrindra noho ny mpanjaka rehetra ambonin'ny tany.