2 Chronicles 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady hahita ny tavan’i Solomona ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany mba hihaino ny fahendrena izay nataon’Andriamanitra tao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka samy nitady hahita an’i Salômôna avokoa ny mpanjaka rehetra teto an-tany, mba hihaino ny fahendrena nataon’Andriamanitra tao am-pony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitady hahita azy avokoa ireo mba hihaino ny fahendrena izay nataon’Andriamanitra tao am-pony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka rehetra ambonin'ny tany nitady hahita ny tavan'i Solomona mba hihaino ny fahendrena, izay nataon'Andriamanitra tao am-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady hahita ny tavan’i Solomona ny mpanjaka rehetra ambonin’ny tany mba hihaino ny fahendrena izay nataon’Andriamanitra tao am-pony.
malagasy
Ary ny mpanjaka rehetra ambonin'ny tany nitady hahita ny tavan'i Solomona mba hihaino ny fahendrena, izay nataon'Andriamanitra tao am-pony.