2 Chronicles 9:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary samy nahatonga ny fanomezany avy isan-taona izy rehetra, dia fanaka volafotsy, fanaka volamena, fitafiana, fiadiana, zavamanitra, soavaly ary ampondra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary samy nitondra ny fanatiny avy isan-taona izy, dia fanaka volafotsy, fanaka volamena, fitafiana, fiadiana, zava-manitra, soavaly ary mole.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka isan-taona dia samy tonga nitondra fanomezana avy izy rehetra: dia kojakoja volafotsy sy volamena ary koa fitafiana sy fiadiana mbamin’ny zava-manitra sy soavaly na ramole.
Malagasy Bible 1865
Ary izy rehetra dia samy nahatonga ny anjarany avy isan-taona, dia fanaka volafotsy sy fanaka volamena sy fitafiana sy fiadiana sy zava-manitra sy soavaly ary ampondra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary samy nahatonga ny fanomezany avy isan-taona izy rehetra, dia fanaka volafotsy, fanaka volamena, fitafiana, fiadiana, zavamanitra, soavaly ary ampondra.
malagasy
Ary izy rehetra dia samy nahatonga ny anjarany avy isan-taona, dia fanaka volafotsy sy fanaka volamena sy fitafiana sy fiadiana sy zava-manitra sy soavaly ary ampondra.