2 Chronicles 9:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanjaka tamin’ny mpanjaka rehetra hatrany amin’ny ony Eofrata ka hatrany amin’ny tanin’ny Filistina ary hatrany amin’ny sisin’i Ejipta izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanjaka tamin’ny mpanjaka rehetra izy, hatramin’ny Ony ka hatramin’ny Filistinina ary hatrany amin’ny sisin-tanin’i Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ambany fifehezan’i Salômôna avokoa ny mpanjaka rehetra, hatrany amin’ny ony Eofrata ka hatratỳ amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary nanjaka tamin'ny mpanjaka rehetra hatramin'ny Ony ka hatramin'ny tanin'ny Filistina ary hatramin'ny sisin'i Egypta izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanjaka tamin’ny mpanjaka rehetra hatrany amin’ny ony Eofrata ka hatrany amin’ny tanin’ny Filistina ary hatrany amin’ny sisin’i Ejipta izy.
malagasy
Ary nanjaka tamin'ny mpanjaka rehetra hatramin'ny Ony ka hatramin'ny tanin'ny Filistina ary hatramin'ny sisin'i Egypta izy.[Eofrata]