2 Chronicles 9:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataon’ny mpanjaka toy ny vato ny habetsaky ny volafotsy tany Jerosalema, ary nataony toy ny aviavy any Sefela ny hazo sedera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny volafotsy, tany Jerosalema, nataon’ny mpanjaka ho ankabetsahana toy ny vato, ary ny sedera nataony maro toy ny amontana maniry eny an-tany lemaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’ny mpanjaka toy ny vato ny habetsaky ny volafotsy tao Jerosalema, ary nataony toy ny aviavy any amin’ny lemak’i Sefelà ny hamaroan’ny hazo sedera.
Malagasy Bible 1865
Ary nataon'ny mpanjaka tahaka ny vato ny habetsaky ny volafotsy tany Jerosalema, ary ny hazo sedera nataony toy ny aviavy eny amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataon’ny mpanjaka toy ny vato ny habetsaky ny volafotsy tany Jerosalema, ary nataony toy ny aviavy any Sefela ny hazo sedera.
malagasy
Ary nataon'ny mpanjaka tahaka ny vato ny habetsaky ny volafotsy tany Jerosalema, ary ny hazo sedera nataony toy ny aviavy eny amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka. [Heb. Sefela]