2 Chronicles 9:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nakana soavaly avy tany Ejipta sy tany amin’ny tany rehetra koa i Solomona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tany Ejipta sy ny tany rehetra, dia samy nangalan-tsoavaly ho an’i Salômôna avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny soavalin’i Salômôna kosa dia avy any Ejipta na avy any amin’ny tany hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary nangalana soavaly avy tany Egypta sy tany amin'ny tany rehetra koa Solomona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nakana soavaly avy tany Ejipta sy tany amin’ny tany rehetra koa i Solomona.
malagasy
Ary nangalana soavaly avy tany Egypta sy tany amin'ny tany rehetra koa Solomona.