2 Chronicles 9:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanjaka efapolo taona tamin’ny Israely rehetra tany Jerosalema i Solomona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efapolo taona no nanjakan’i Salômôna tany Jerosalema tamin’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salômôna dia nanjaka efapolo taona tao Jerosalema tamin’i Israely manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona nanjaka efa-polo taona tamin'ny Isiraely rehetra tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanjaka efapolo taona tamin’ny Israely rehetra tany Jerosalema i Solomona.
malagasy
Ary Solomona nanjaka efa-polo taona tamin'ny Isiraely rehetra tany Jerosalema.Ary Solomona lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.