2 Chronicles 9:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Solomona ka nalevina tao an-Tanànan’i Davida rainy izy; ary i Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nody mandry any amin’ny razany i Salômôna, ka nalevina tao an-tanànan’i Davida rainy, ary i Rôbôama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia nalevina teo anilan-drainy, tao an- Tanànan’i Davida; ary i Rehabohama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Solomona ka nalevina tao an-Tanànan’i Davida rainy izy; ary i Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Solomona lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.