2 Chronicles 9:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin’ny taniko ny amin’ny teninao sy ny fahendrenao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nilaza tamin’ny mpanjaka hoe: «Hay va re dia marina tokoa ny zavatra reko tany amin’ny taniko, ny amin’ny tenanao amam-pahendrenao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nilaza tamin’ny mpanjaka hoe: –Marina avokoa izay resaka reko tany amin’ny taniko momba ny teninao sy ny fahendrenao. Nefa tsy nino ny filàzan’olona aho, raha tsy tonga atỳ, ka ny masoko no mahita. Hay na dia ny antsasaky ny fahendrena anananao aza tsy voambara tamiko akory; indro mihoatra noho ny laza efa reko ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin'ny taniko ny amin'ny teninao sy ny fahendrenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin’ny taniko ny amin’ny teninao sy ny fahendrenao.
malagasy
Dia hoy izy tamin'ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin'ny taniko ny amin'ny teninao sy ny fahendrenao.