2 Chronicles 9:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy nino ny filazana aho raha tsy tonga atỳ, koa ny masoko no mahita; kanjo hay! Na dia ny antsasaky ny fahendrenao aza dia tsy voalaza tamiko akory; fa indro, mihoatra noho ny laza efa reko ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nino ny filazan’ny olona aho, fony mbola tsy tonga sy tsy nahita maso, kanjo mbola tsy ampy antsasany ny voalaza tamiko ny amin’ny halehiben’ny fahendrenao! Manoatra ny reko tamin’ny filazan’olona ianao.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy nino ny filazana aho, raha tsy tonga atỳ, ka ny masoko no mahita; kanjo hay! na dia ny antsasaky ny fahendrenao aza tsy voalaza tamiko akory; fa, indro, mihoatra noho ny laza efa reko ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy nino ny filazana aho raha tsy tonga atỳ, koa ny masoko no mahita; kanjo hay! Na dia ny antsasaky ny fahendrenao aza dia tsy voalaza tamiko akory; fa indro, mihoatra noho ny laza efa reko ianao.
malagasy