2 Chronicles 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijoro eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny olonao, sambatra ny mpanomponao, izay manoloana anao lalandava sy mandre ny fahendrenao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ireo olonao sy ireo tandapanao, satria eo anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao!
Malagasy Bible 1865
Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijanona eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijoro eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao!
malagasy
Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijanona eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao!