2 Chronicles 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie NY TOMPO Andriamanitrao izay tia anao ka nametraka anao amin’ny sezafiandrianany ho mpanjaka ho an’NY TOMPO Andriamanitrao; fa noho ny fitiavan’Andriamanitrao ny Israely hampitoetra azy mandrakizay no nanaovany anao ho mpanjakany mba hanao fitsarana sy fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitrao, izay mankasitraka anao ka nametraka anao amin’ny seza fiandrianany, ho mpanjaka ho an’i Iaveh Andriamanitrao! Noho ny fitiavan’Andriamanitrao an’i Israely, ary mba hampaharitra azy mandrakizay no nananganany anao ho mpanjaka ao aminy, mba hanao ny hitsiny sy ny rariny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie ny TOMPO Andriamanitrao, fa sitrany napetraka eo amin’ny sezafiandrianany ianao mba ho mpanjaka hanompo Azy TOMPO Andriamanitrao; fa ny fitiavan’Andriamanitrao an’i Israely ka hampitoetra azy mandrakizay no nanaovany anao ho mpanjaka mba hampihatra ny rariny sy ny fahamarinana.
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Jehovah Andriamanitrao Izay tia anao ka nametraka anao amin'ny seza fiandrianany ho mpanjaka ho an'i Jehovah Andriamanitrao; fa noho ny fitiavan'Andriamanitrao ny Isiraely hampitoetra azy mandrakizay no nanaovany anao ho mpanjakany mba hanao fitsarana sy fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie NY TOMPO Andriamanitrao izay tia anao ka nametraka anao amin’ny sezafiandrianany ho mpanjaka ho an’NY TOMPO Andriamanitrao; fa noho ny fitiavan’Andriamanitrao ny Israely hampitoetra azy mandrakizay no nanaovany anao ho mpanjakany mba hanao fitsarana sy fahamarinana.
malagasy