2 Corinthians 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy no nahafaka anay tamin’izao fahafatesana lehibe izao, ary mbola hanafaka koa; eny, Izy no antenainay fa mbola hanafaka anay hatrany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no nanafaka anay tamin’izao fahafatesana efa hamely izao, sy manafaka anay ankehitriny, ary mbola antenainay hanafaka any aoriana koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no nanafaka anay tamin’ny fahafatesana nananontanona anay, ary dia mbola hanafaka any hatrany; eny, Izy no antenainay fa hanafaka hatrany,
Malagasy Bible 1865
Ary Izy no nahafaka anay tamin'izao fahafatesana lehibe izao, ary mbola hanafaka ihany; eny, Izy no antenainay fa mbola hanafaka anay koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy no nahafaka anay tamin’izao fahafatesana lehibe izao, ary mbola hanafaka koa; eny, Izy no antenainay fa mbola hanafaka anay hatrany,
malagasy
Ary Izy no nahafaka anay tamin'izao fahafatesana lehibe izao, ary mbola hanafaka ihany; eny, Izy no antenainay fa mbola hanafaka anay koa,