2 Corinthians 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria ianareo koa dia miara-miasa ho anay amin’ny fivavahanareo, mba hisaoran’ny maro ny aminay noho ny fahasoavana azonay tamin’ny nataon’ny maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
indrindra fa raha manampy anay amin’ny fivavahana koa ianareo; dia ho maro ny mpisaotra noho ny fahasoavana azonay, satria maro no nangataka nahazoanay azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ianareo koa hanampy anay amin’ny fivavahana ataonareo ho anay. Dia ho maro ny olona hisaotra an’Andriamanitra ny aminay satria maro no nangataka mba hahazoanay izany fitahiana izany.
Malagasy Bible 1865
satria ianareo koa miara-miasa ho anay amin'ny fivavahanareo mba hisaoran'ny maro ny aminay noho ny fahasoavana azonay tamin'ny nataon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria ianareo koa dia miara-miasa ho anay amin’ny fivavahanareo, mba hisaoran’ny maro ny aminay noho ny fahasoavana azonay tamin’ny nataon’ny maro.
malagasy
satria ianareo koa miara-miasa ho anay amin'ny fivavahanareo mba hisaoran'ny maro ny aminay noho ny fahasoavana azonay tamin'ny nataon'ny maro.