2 Corinthians 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy manoratra teny hafa aminareo izahay, afa-tsy izay vakinareo na izay fantatrareo; ary manantena aho fa mbola ho fantatrareo ny farany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vakinareo sy fantatrareo tsara ihany no soratanay aminareo; ary manantena aho fa ho fantatrareo hatramin’ny farany
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka izay soratanay amin’ny taratasinay dia izay vakînareo sy azonareo tsara. Ary manantena aho fa araka ny efa fantapantatrareo ihany ankehitriny, dia ho fantatrareo tanteraka izao zavatra izao: amin’ny andro hiavian’i Jesoa Tompo, dia ho reharehanareo izahay toy ny maha reharehanay anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy manoratra teny hafa aminareo izahay, afa-tsy izay vakinareo na izay fantatrareo; ary manantena aho fa mbola ho fantatrareo ihany hatramin'ny farany aza,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy manoratra teny hafa aminareo izahay, afa-tsy izay vakinareo na izay fantatrareo; ary manantena aho fa mbola ho fantatrareo ny farany,
malagasy
Fa tsy manoratra teny hafa aminareo izahay, afa-tsy izay vakinareo na izay fantatrareo; ary manantena aho fa mbola ho fantatrareo ihany hatramin'ny farany aza,