2 Corinthians 1:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny efa fantapantatrareo ihany fa reharehanareo izahay, dia tahaka anareo kosa izay reharehanay amin’ny andron’i Jesosy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
(sady maro aza no efa mahalala anay tsara); fa izahay moa voninahitrareo, ianareo koa ho voninahitray toy izany, amin’ny andron’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
toy ny efa fantapantatrareo ihany fa voninahitrareo izahay, dia tahaka anareo kosa no voninahitray amin'ny andron'i Jesosy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny efa fantapantatrareo ihany fa reharehanareo izahay, dia tahaka anareo kosa izay reharehanay amin’ny andron’i Jesosy Tompontsika.
malagasy
toy ny efa fantapantatrareo ihany fa voninahitrareo izahay, dia tahaka anareo kosa no voninahitray amin'ny andron'i Jesosy Tompontsika.