2 Corinthians 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany fahatokiana izany dia nikasa hankaty aminareo aloha aho mba hahazoanareo soa fanindroany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany fahatokiana izany, tao aloha dia nikasa hankatỳ aminareo aho mba hahazoanareo soa indroa:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natoky izany tokoa aho, ka dia nikasa ho atỳ aminareo tam-boalohany mba hahazoanareo soa indroa miantoana.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izao fahatokiana izao dia nikasa hankatỳ aminareo aloha aho (mba hahazoanareo soa fanindroany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany fahatokiana izany dia nikasa hankaty aminareo aloha aho mba hahazoanareo soa fanindroany,
malagasy
Ary tamin'izao fahatokiana izao dia nikasa hankatỳ aminareo aloha aho (mba hahazoanareo soa fanindroany),