2 Corinthians 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nikasa hankany Makedonia raha avy atỳ aminareo, ary hiverina ho atỳ aminareo indray raha avy any Makedonia, dia mba hovatsinareo ny diako ho any Jodia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hihazo any aminareo aho aloha rehefa mankany Masedônia, ary ho any aminareo indray rehefa miverina avy any, dia ianareo no hanatitra ahy any Jodea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nokasaiko ny hihazo atỳ aminareo amin’ny diako hankany Masedônia, ary dia mbola hamangy anareo indray aho rehefa avy any; ka ho nanampy ahy koa ianareo hanohizako dia hankany Jodea.
Malagasy Bible 1865
ary hankany Makedonia aho, raha avy atỳ aminareo, ary dia vao hiverina ho atỳ aminareo indray raha avy any Makedonia, ary mba haterinareo ho any Jodia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nikasa hankany Makedonia raha avy atỳ aminareo, ary hiverina ho atỳ aminareo indray raha avy any Makedonia, dia mba hovatsinareo ny diako ho any Jodia*.
malagasy
ary hankany Makedonia aho, raha avy atỳ aminareo, ary dia vao hiverina ho atỳ aminareo indray raha avy any Makedonia, ary mba haterinareo ho any Jodia.