2 Corinthians 1:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy hoe sady eny no tsia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny mahamarina fa mahatoky Andriamanitra no tsy maha- «eny» sy «tsia» ny teninay taminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mahatoky koa Andriamanitra, dia tsy mandray roa ny teninay taminareo ka sady ho «eny» no ho «tsia».
Malagasy Bible 1865
Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy eny sy tsia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy hoe sady eny no tsia;
malagasy
Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy eny sy tsia;