2 Corinthians 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny Zanak’Andriamanitra, dia Jesosy Kristy, izay notorinay teo aminareo, dia izaho sy i Silasy ary i Timoty, dia tsy hoe sady eny no tsia, satria ao Aminy dia eny ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny Zanak’Andriamanitra dia i Kristy Jesoa, izay notorinay sy i Silvano ary i Timote taminareo, tsy nisy «eny» sy «tsia,» fa «eny» ihany no tao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria i Jesoa Kristy, ilay Zanak’Andriamanitra, Izay notorînay sy i Silasy ary i Timôty teo aminareo, dia tsy hoe sady «eny» no «tsia»; fa i Jesoa Kristy dia «eny» hatrany hatrany:
Malagasy Bible 1865
fa ny Zanak'Andriamanitra, dia Jesosy Kristy, Izay notorinay teo aminareo, dia izaho sy Silasy ary Timoty, dia tsy eny sy tsia, fa ao aminy dia eny ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny Zanak’Andriamanitra, dia Jesosy Kristy*, izay notorinay teo aminareo, dia izaho sy i Silasy ary i Timoty, dia tsy hoe sady eny no tsia, satria ao Aminy dia eny ihany.
malagasy
fa ny Zanak'Andriamanitra, dia Jesosy Kristy, Izay notorinay teo aminareo, dia izaho sy Silasy ary Timoty, dia tsy eny sy tsia, fa ao aminy dia eny ihany.