2 Corinthians 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay mampitoetra anay sy ianareo ao amin’i Kristy sady nanosotra antsika dia Andriamanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy iza no mampaharitra anay mbaminareo ao amin’i Kristy, fa Andriamanitra, Izay naha-voahosotra antsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra no manamafy ny firaisanay sy ny firaisanareo amin’i Kristy; Andriamanitra no nifidy anay hanao izao asa izao;
Malagasy Bible 1865
Fa Izay mampitoetra anay mbaminareo ao amin'i Kristy sady nanosotra antsika dia Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay mampitoetra anay sy ianareo ao amin’i Kristy sady nanosotra antsika dia Andriamanitra
malagasy
Fa Izay mampitoetra anay mbaminareo ao amin'i Kristy sady nanosotra antsika dia Andriamanitra,