2 Corinthians 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nanisy tombo-kase antsika koa ka nanome ny Fanahy ho santatra ato am-pontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy nanisy tombokase antsika, ary nanome ny Fanahy ho antoka ao am-pontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary Izy no nanisy ny tombokase maha fananany antsika sy nandrotsaka ny Fanahy Masina ao am-pontsika ho antoky ny soa natokany ho antsika.
Malagasy Bible 1865
Izay nanisy tombo-kase antsika koa ka nanome ny Fanahy ho santatra ato am-pontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nanisy tombo-kase antsika koa ka nanome ny Fanahy ho santatra ato am-pontsika.
malagasy
Izay nanisy tombo-kase antsika koa ka nanome ny Fanahy ho santatra ato am-pontsika.