2 Corinthians 1:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy mihambo ho tompon’ny finoanareo izahay fa mpiara-miasa hampandroso ny fifalianareo, satria finoana no mahatafajoro anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy dia hoe hanao jadona amin’ny finoanareo izahay (sanatria), fa miara-miasa hampandroso ny hafalianareo; raha ny finoana, dia efa miorina tsara ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay dia tsy manao jadona aminareo ny amin’izay tokony hinoanareo, satria efa tsara orina amin’ny finoana ianareo; fa miara-miasa aminareo izahay hampandroso ny hafalianareo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy mihambo ho tompon'ny finoanareo izahay, fa mpiara-miasa hampandroso ny fifalianareo, satria finoana no itoeranareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy mihambo ho tompon’ny finoanareo izahay fa mpiara-miasa hampandroso ny fifalianareo, satria finoana no mahatafajoro anareo.
malagasy
Kanefa tsy mihambo ho tompon'ny finoanareo izahay, fa mpiara-miasa hampandroso ny fifalianareo, satria finoana no itoeranareo.