2 Corinthians 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie Andriamanitra, Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain’ny famindrampo sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie Andriamanitra, Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika, sy Rain’ny famindram-po, ary Andriamanitry ny fanalana alahelo rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hankalazaina anie ilay Andriamanitra sady Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika, ilay Ray feno hatsaram-po sady Andriamanitra loharanon’ny fampaherezana rehetra.
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie Andriamanitra, Rain’i Jesosy Kristy* Tompontsika, Rain’ny famindrampo sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra,
malagasy
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra,