2 Corinthians 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa araka ny haben’ny fijalian’i Kristy mihatra aminay no haben’ny fampiononana anay kosa amin’ny alalan’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa araka ny haben’ny fijalian’i Kristy mihatra aminay no haben’ny fanalana alahelo azonay amin’ny alalan’i Kristy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miara-mijaly be dia be amin’i Kristy izahay; ary betsaka araka izany koa ny fampaherezana azonay amin’ny alalan’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa araka ny haben'ny fijalian'i Kristy mihatra aminay no haben'ny fampiononana anay kosa amin'ny alalan'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa araka ny haben’ny fijalian’i Kristy mihatra aminay no haben’ny fampiononana anay kosa amin’ny alalan’i Kristy.
malagasy
Fa araka ny haben'ny fijalian'i Kristy mihatra aminay no haben'ny fampiononana anay kosa amin'ny alalan'i Kristy.