2 Corinthians 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, tsy nanampo izay ho velona intsony izahay, mba tsy hitokianay amin’ny tenanay fa amin’Andriamanitra izay manangana ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa toa efa renay ao amin’ny tenanay ny didim-pahafatesana mba tsy hitokianay amin’ny tenanay intsony, fa amin’Andriamanitra izay manangana ny maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsapanay tao amin’ny tenanay fa voaheloka ho faty izahay, mba tsy hitokianay amin’ny tenanay, fa hitokianay amin’Andriamanitra Izay manangana ho velona ny efa maty.
Malagasy Bible 1865
eny, tsy nanampo izay ho velona intsony izahay, mba tsy hitokianay amin'ny tenanay, fa amin'Andriamanitra, Izay manangana ny maty ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, tsy nanampo izay ho velona intsony izahay, mba tsy hitokianay amin’ny tenanay fa amin’Andriamanitra izay manangana ny maty.
malagasy
eny, tsy nanampo izay ho velona intsony izahay, mba tsy hitokianay amin'ny tenanay, fa amin'Andriamanitra, Izay manangana ny maty ihany.