2 Corinthians 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka izany olona izany hahafantatra fa tahaka ny fiteninay amin’ny epistily, raha tsy eo izahay, dia ho tahaka izany koa ny asanay rehefa tonga izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka aoka izay olona miteny izany hahalala tsara fa ho sahala amin’ny teninay an-taratasy ihany, raha tsy eo izahay, ny asanay rehefa tonga izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no aoka hosaintsainin’ilay miteny toy izany: sahala amin’izay soratanay an-taratasy raha lavitra izahay, no hataonay rehefa tonga izahay.
Malagasy Bible 1865
Aoka izany olona izany hihevitra izao, fa tahaka ny fiteninay amin'ny epistily, raha tsy eo izahay, dia ho tahaka izany koa ny asanay rehefa tonga izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka izany olona izany hahafantatra fa tahaka ny fiteninay amin’ny epistily, raha tsy eo izahay, dia ho tahaka izany koa ny asanay rehefa tonga izahay.
malagasy
Aoka izany olona izany hihevitra izao, fa tahaka ny fiteninay amin'ny epistily, raha tsy eo izahay, dia ho tahaka izany koa ny asanay rehefa tonga izahay.