2 Corinthians 10:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba hirehareha mihoatra noho izay tokony ho izy izahay fa araka izay voafaritr’Andriamanitra ho anjaranay, dia ny hahatongavanay any aminareo koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izahay kosa tsy mba mirehareha diso ohatra, fa araka ny ohatra voafetra nofaritan’Andriamanitra ho anjara hiasanay ihany, dia ny ohatra noferany nahatongavany anay hatrany aminareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay kosa tsy mba hirehareha mihoa-pampana, fa dia araka ny fenitry ny asa voafaritr’Andriamanitra ho anjaranay, ka nahatongavanay hatratỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa izahay tsy mba hirehareha tsy amin'ohatra, fa araka ny ohatry ny voafaritr'Andriamanitra ho anjaranay, dia ohatra mihatra aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba hirehareha mihoatra noho izay tokony ho izy izahay fa araka izay voafaritr’Andriamanitra ho anjaranay, dia ny hahatongavanay any aminareo koa.
malagasy
Fa izahay tsy mba hirehareha tsy amin'ohatra, fa araka ny ohatry ny voafaritr'Andriamanitra ho anjaranay, dia ohatra mihatra aminareo.