2 Corinthians 10:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy toy ny olona izay tsy mbola tonga tany aminareo izahay ka ho mihoatra ny faritry ny anjaranay; fa efa tonga tany aminareo tokoa tamin’ny Filazantsaran’i Kristy izahay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy mihoatra ny faritry ny anjaranay izahay, hoatra ny raha tsy tonga hatrany aminareo, fa tonga hatrany aminareo tokoa izahay tamin’ny Evanjelin’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy toy ny olona tsy tonga hatratỳ aminareo izahay, ka hoe nihoatra ny faritra natao ho anay; tonga hatratỳ aminareo tokoa izahay nitondra ny Vaovao Mahafaly momba an’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy toy izay tsy mihatra aminareo izahay ka mihoatra ny faritry ny anjaranay; fa tonga hatrany aminareo aza izahay amin'ny filazantsaran'i Kristy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy toy ny olona izay tsy mbola tonga tany aminareo izahay ka ho mihoatra ny faritry ny anjaranay; fa efa tonga tany aminareo tokoa tamin’ny Filazantsaran’i Kristy izahay;
malagasy
Fa tsy toy izay tsy mihatra aminareo izahay ka mihoatra ny faritry ny anjaranay; fa tonga hatrany aminareo aza izahay amin'ny filazantsaran'i Kristy;