2 Corinthians 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa «izay mirehareha dia aoka NY TOMPO no ho reharehany» (Jer 9. 23).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao ihany e: izay mirehareha aoka hirehareha ao amin’ny Tompo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Soratra Masina hoe: «Izay mirehareha dia ny nataon’ny Tompo no aoka hireharehany »;
Malagasy Bible 1865
Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany (Jery. 9, 23)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa «izay mirehareha dia aoka NY TOMPO no ho reharehany» (Jer 9. 23).
malagasy
Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany (Jery. 9, 23)Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain'ny Tompo.