2 Corinthians 10:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana fa izay derain’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy izay midera tena, fa izay derain’ny Tompo, no tena olona voazaha toetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy izay midera tena no olona voazaha toetra, fa izay derain’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana fa izay derain’ny Tompo.
malagasy
Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain'ny Tompo.