2 Corinthians 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia velona amin’ny nofo aza izahay dia tsy mba miady araka ny nofo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia mandeha anatin’ny vatana aza izahay, dia tsy miady ara-batana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ao anatin’ny fiainana maha olombelona aza izahay, dia tsy araka ny fisainan’olombelona no iadianay;
Malagasy Bible 1865
Fa na dia velona amin'ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia velona amin’ny nofo aza izahay dia tsy mba miady araka ny nofo,
malagasy
Fa na dia velona amin'ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo