2 Corinthians 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia bebe ihany aza ny fireharehako ny amin’ny fahefana izay nomen’i Kristy anay ho fampandrosoana, fa tsy ho fandravana anareo, dia tsy ho menatra ny amin’izany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary na dia mbola hireharehako bebe ihany aza ny fahefana nomen’i Kristy anay, tsy hanonganana anareo, fa hananganana anareo, dia tsy hahazo henatra amin’izany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy hahazo henatra aho na dia ireharehako somary tafahoatra aza ny fahefana nomen’ny Tompo anay, dia fahefana hampandrosoana ny Fiangonanareo fa tsy handravana azy.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia bebe ihany aza ny fireharehako ny amin'ny fahefanay izay nomen'i Kristy anay hananganana, fa tsy handravana anareo, dia tsy hahazo henatra aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia bebe ihany aza ny fireharehako ny amin’ny fahefana izay nomen’i Kristy anay ho fampandrosoana, fa tsy ho fandravana anareo, dia tsy ho menatra ny amin’izany aho.
malagasy
Fa na dia bebe ihany aza ny fireharehako ny amin'ny fahefanay izay nomen'i Kristy anay hananganana, fa tsy handravana anareo, dia tsy hahazo henatra aho,