2 Corinthians 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy te hiseho ho mpampitahotra anareo amin’ny epistily nalefako aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy te hiseho ho toy ny olona te hampatahotra anareo foana amin’ny taratasy aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy te hiseho ho toy ny hoe mampitahotra anareo aho amin’ireto taratasy soratako; fa misy manao hoe:
Malagasy Bible 1865
mba tsy hisehoako toy ny ta-hampitahotra anareo amin'ny epistily.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy te hiseho ho mpampitahotra anareo amin’ny epistily nalefako aho.
malagasy
mba tsy hisehoako toy ny ta-hampitahotra anareo amin'ny epistily.