2 Corinthians 11:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka mba handefitra amiko amin’ny hadalana kely ianareo, eny mandefera amiko ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enga anie ka mba handefitra hadalana kely amiko ianareo! Eny, mahay mandefitra ahy tokoa ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ka mba handefitra amiko ianareo amin’izao hadalana kely izao! Eny, mandefera amiko ianareo!
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka mba handefitra amiko amin'ny hadalana kely ianareo, kanefa mandefitra amiko ihany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka mba handefitra amiko amin’ny hadalana kely ianareo, eny mandefera amiko ianareo!
malagasy
Enga anie ka mba handefitra amiko amin'ny hadalana kely ianareo, kanefa mandefitra amiko ihany ianareo.[Na: Eny, mandefera]