2 Corinthians 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ato anatiko koa ny fahamarinan’i Kristy dia tsy hisy hahafoana izany reharehako izany any amin’ny tany Akaia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ato anatiko koa ny fahamarinan’i Kristy, marina raha ho azon-javatra esorina amiko izany reharehako eran’i Akaia manontolo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kristy Izay ato amiko dia milaza ny marina hatrany, ka milaza marina aho fa tsy azo esorina amiko izany reharehako izany eran’ny faritany Akaîa.
Malagasy Bible 1865
Raha ato anatiko koa ny fahamarinan'i Kristy, dia tsy hisy hahafoana izany reharehako izany any amin'ny tany Akaia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ato anatiko koa ny fahamarinan’i Kristy dia tsy hisy hahafoana izany reharehako izany any amin’ny tany Akaia.
malagasy
Raha ato anatiko koa ny fahamarinan'i Kristy, dia tsy hisy hahafoana izany reharehako izany any amin'ny tany Akaia.