2 Corinthians 11:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay ataoko no mbola hataoko ihany mba tsy hahafahan’ireo mitady antony hitovizany aminay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay ataoko dia mbola hataoko ihany, mba tsy hahita fialan-tsiny ry zareo mitady hevitra hampiharihary azy ho tahaka anay ihany amin’izay ireharehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko hatrany izao fanaoko izao, mba tsy hanan-kolazaina ry zareo te ho hita fa manahaka anay amin’izay ireharehany.
Malagasy Bible 1865
Fa izay ataoko no mbola hataoko ihany, mba hampitsaharako ny famelezan'izay mitady hamely, mba ho hita fa tahaka anay ihany izay amin'ny izay ireharehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay ataoko no mbola hataoko ihany mba tsy hahafahan’ireo mitady antony hitovizany aminay.
malagasy
Fa izay ataoko no mbola hataoko ihany, mba hampitsaharako ny famelezan'izay mitady hamely, mba ho hita fa tahaka anay ihany izay amin'ny izay ireharehany.