2 Corinthians 11:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa apostoly sandoka izy ireny, mpiasa mamitaka, ka mampiova ny endriny ho tahaka ny apostolin’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Apôstôly sandoka anie izy ireny e, mpiasa mamitaka, mpaka endriky ny Apôstôlin’i Kristy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Apôstôly sandoka izy ireny, milaza lainga momba izay ataony, ka miova endrika ho apôstôlin’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa Apostoly sandoka izy ireny, mpiasa mamitaka, ka dia mampiova ny endriny ho tahaka ny Apostolin'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa apostoly sandoka izy ireny, mpiasa mamitaka, ka mampiova ny endriny ho tahaka ny apostolin’i Kristy.
malagasy
Fa Apostoly sandoka izy ireny, mpiasa mamitaka, ka dia mampiova ny endriny ho tahaka ny Apostolin'i Kristy.