2 Corinthians 11:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy mahagaga izany, fa i Satana aza dia mampiova ny endriny ho tahaka ny anjelin’ny mazava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aza gaga amin’izany ianareo, fa na i Satana aza mahay maka ny endriky ny Anjelin’ny mazava koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mahagaga izany satria hain’i Satàna aza ny miova endrika ho anjely mamirapiratra.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy mahagaga izany, fa Satana aza mampiova ny endriny ho tahaka ny anjelin'ny mazava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy mahagaga izany, fa i Satana aza dia mampiova ny endriny ho tahaka ny anjelin’ny mazava.
malagasy
Ary tsy mahagaga izany, fa Satana aza mampiova ny endriny ho tahaka ny anjelin'ny mazava.