2 Corinthians 11:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsy dia zava-dehibe ho an’ny mpanompony ny mampiova ny endriny ho tahaka ny mpanompon’ny fahamarinana. Nefa ny fiafaran’izy ireo dia ho araka ny asany ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy mahagaga na maka ny endriky ny mpandraharahan’ny fahamarinana aza ny mpandraharahany. Fa ny hiafarany no ho araka ny asany ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy sarotra ho an’ireo mpanompon’i Satàna ny miova endrika ho mpanompon’ilay Andriamanitra marina; kanefa ny hiafaran’ireo dia ho araka ny asany ihany.
Malagasy Bible 1865
Koa tsy zavatra lehibe tsy akory, raha ny mpanompony koa no mba mampiova ny endriny ho tahaka ny mpanompon'ny fahamarinana; nefa ny farany ho araka ny asany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsy dia zava-dehibe ho an’ny mpanompony ny mampiova ny endriny ho tahaka ny mpanompon’ny fahamarinana. Nefa ny fiafaran’izy ireo dia ho araka ny asany ihany.
malagasy
Koa tsy zavatra lehibe tsy akory, raha ny mpanompony koa no mba mampiova ny endriny ho tahaka ny mpanompon'ny fahamarinana; nefa ny farany ho araka ny asany ihany.