2 Corinthians 11:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao lazaiko izao dia tsy lazaiko araka ny Tompo fa toa amin’ny fahadalana amin’izao fireharehana feno fahatokiana izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, izao holazaiko izao, dia tsy araka ny Tompo no ilazako azy, fa hoatra ny adala aho amin’izao fahasahiako mirehareha izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay lazaiko izao dia tsy araka ny Tompo no ilazako azy; fa miteny toy ny adala aho amin’izao toe-javatra ireharehako izao.
Malagasy Bible 1865
Izao lazaiko izao dia tsy lazaiko araka ny Tompo, fa toa amin'ny fahadalana amin'izao rehareha matoky izao ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao lazaiko izao dia tsy lazaiko araka ny Tompo fa toa amin’ny fahadalana amin’izao fireharehana feno fahatokiana izao.
malagasy
Izao lazaiko izao dia tsy lazaiko araka ny Tompo, fa toa amin'ny fahadalana amin'izao rehareha matoky izao ihany.