2 Corinthians 11:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria maro no mirehareha araka ny nofo dia mba hirehareha koa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Be àry no mirehareha araka ny nofo, ka dia mba hirehareha koa aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria maro no mirehareha araka ny maha olombelona, dia mba hirehareha araka izany koa aho.
Malagasy Bible 1865
Satria maro no mirehareha araka ny nofo, dia mba hirehareha koa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria maro no mirehareha araka ny nofo dia mba hirehareha koa aho.
malagasy
Satria maro no mirehareha araka ny nofo, dia mba hirehareha koa aho.