2 Corinthians 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa sitrakareo ny mandefitra amin’ny adala satria hendry angaha ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady hendry koa ianareo, ka mandefitra an-tsitrapo amin’ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hendry ianareo ka sitrakareo ny handefitra amin’ireo adala.
Malagasy Bible 1865
Fa sitrakareo ny handefitra amin'ny adala, satria hendry angaha ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa sitrakareo ny mandefitra amin’ny adala satria hendry angaha ianareo!
malagasy
Fa sitrakareo ny handefitra amin'ny adala, satria hendry angaha ianareo.