2 Corinthians 11:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fahasaro-piaro araka an’Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo; fa nataoko fofombadin’ny lehilahy iray ianareo, mba hatolotro tahaka ny virijiny madio ho an’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manana fahasaro-piaron’Andriamanitra ny aminareo aho, satria natolotro ho fofom-badin’ny Lehilahy anankiray ianareo, dia i Kristy, mba hanolorako anareo aminy toy ny virjiny madio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saro-piaro momba anareo aho, ary fahasaro-piaro avy amin’Andriamanitra izany; satria ianareo dia toy ny virijiny madio atolotra ho fofombadin’ny lehilahy anankiray, dia i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa fahasaro-piaro araka an'Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo; fa nataoko fofombadin'ny lehilahy iray ianareo, mba hatolotra tahaka ny virijina madio ho an'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fahasaro-piaro araka an’Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo; fa nataoko fofombadin’ny lehilahy iray ianareo, mba hatolotro tahaka ny virijiny madio ho an’i Kristy*.
malagasy
Fa fahasaro-piaro araka an'Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo; fa nataoko fofombadin'ny lehilahy iray ianareo, mba hatolotra tahaka ny virijina madio ho an'i Kristy.