2 Corinthians 11:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hay! Mandefitra ihany ianareo raha misy manandevo anareo, raha misy mandany ny fanananareo, raha misy misambotra anareo, raha misy manao fihetsika mihantsy anareo, raha misy mamely ny tavanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, mandefitra tokoa ianareo, raha misy manandevo anareo, raha misy mandany anareo, raha misy maka ny anareo, raha misy mirehareha aminareo, raha misy mamely ny tavanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, leferinareo raha misy manandevo anareo, raha misy mandàny anareo, raha misy maka ny anareo, raha misy manao zinona anareo, raha misy mamely ny tavanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hay! mandefitra ihany ianareo, raha misy manandevo anareo, raha misy mandany anareo, raha misy misambotra anareo, raha misy mirehareha aminareo, raha misy mamely ny tavanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hay! Mandefitra ihany ianareo raha misy manandevo anareo, raha misy mandany ny fanananareo, raha misy misambotra anareo, raha misy manao fihetsika mihantsy anareo, raha misy mamely ny tavanareo.
malagasy
Fa hay! mandefitra ihany ianareo, raha misy manandevo anareo, raha misy mandany anareo, raha misy misambotra anareo, raha misy mirehareha aminareo, raha misy mamely ny tavanareo.