2 Corinthians 11:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manala baraka tena aho ka toa manaiky fa nalemy izahay! Fa amin’izay mahasahy ny olona dia mba sahy koa aho; eny, miteny toy ny adala aho amin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Menatra aho no milaza, fa izahay no nalemy. Izay sahin’ny olona anefa, miteny toy ny adala aho, dia mba sahiko koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanalam-baràka ny tenanay no ilazako ho: osa loatra izahay ka tsy nahavita izany! Kanefa izay sahin’ny olona lazaina – miteny toy ny adala aho – dia mba sahiko lazaina koa.
Malagasy Bible 1865
Manala-barà-tena aho ka toa manaiky fa nalemy izahay! Fa amin'izay mahasahy ny olona (miteny toy ny adala aho), dia mba sahy koa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manala baraka tena aho ka toa manaiky fa nalemy izahay! Fa amin’izay mahasahy ny olona dia mba sahy koa aho; eny, miteny toy ny adala aho amin’izany.
malagasy
Manala-barà-tena aho ka toa manaiky fa nalemy izahay! Fa amin'izay mahasahy ny olona (miteny toy ny adala aho), dia mba sahy koa aho.