2 Corinthians 11:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Intelo nokapohina tamin’ny hazo aho, indray maka notoraham-bato, intelo no vaky sambo, indray andro sy indray alina no nitoetra tao amin’ny lalina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
intelo nokapohina rotsakazo; indray maka, notoraham-bato; intelo, vaky sambo; indray andro sy indray alina, tao an-davaka lalina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
intelo nokaravasîn’ny Rômanina aho, ary indray maka saika matin’ny tora-bato; intelo vaky sambo aho, ary efa tavela teo anivon-dranomasina indray andro sy indray alina maninjitra.
Malagasy Bible 1865
Intelo nokapohina tamin'ny hazo aho, indray maka notoraham-bato, intelo no vaky sambo, indray andro sy indray alina no nitoetra teo amin'ny lalina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Intelo nokapohina tamin’ny hazo aho, indray maka notoraham-bato, intelo no vaky sambo, indray andro sy indray alina no nitoetra tao amin’ny lalina,
malagasy
Intelo nokapohina tamin'ny hazo aho, indray maka notoraham-bato, intelo no vaky sambo, indray andro sy indray alina no nitoetra teo amin'ny lalina,